- Talata 20 Desambra 2011
Politique.Ankatso Nitokona ny SECES, mamono afo ny FAT
Raikitra ny grevin’ny mpampianatra mpikaroka eny Ankatso.
Hamaky ny tohinyRaikitra ny grevin’ny mpampianatra mpikaroka eny Ankatso.
Hamaky ny tohinyNy gadra politika tsy tafavoaka ny fonja, ny jiolahy tokony hampidirina am-ponja tsy tafiditra.
Hamaky ny tohinyMihasarotra andro aman’alina ny olan’ny mpitsara sy ny polisy satria dia ifanilihan’ny filohan’ny FAT sy ny praiminisitra ny fandaminana azy.
Hamaky ny tohinyMiakatra ny feo eny Nanisana eny. Valo volana tsy nandray karama mantsy ny mpiasan’ny ministera misahana ny fifandraisana amin’ny andrimpanjakana (MRI).
Hamaky ny tohinyManome fe-potoana ny fanjakana hatramin’ity herinandro ity ireo gadra politika efa nahazo fahafahana hamoahana ny namany izay mbola misy 41 no tavela any am-ponja ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMitohy teo an-tokotanin´ny Magro Tanambao V ny hetsiky ny Rodoben´ny Malagasy Toamasina ny sabotsy 17 desambra teo.
Hamaky ny tohiny