• Alatsinainy 19 Desambra 2011
Politique.Magro Antsirabe Nanamafy ny fampiharana ny tondrozotra

Nafana hatrany ary niavaka indray ny hetsik’ireo mpanohana ny ara-dalàna ao amin’ny Magro Antsirabe ny sabotsy 17 desambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2011
Politique.Manoloana ny NOTAM «Raisiko ny risika, hody aho !», hoy i Marc Ravalomanana

Nanomboka ny alakamisy 15 desambra teo dia nisy indray ny NOTAM navoakan’ny FAT hanakanana ny filoha Marc Ravalomanana sy ny fianakaviany tsy hody aty an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2011
Politique.Me Hanitra Razafimanantsoa «Manana 7 andro isika hampodiana ny filoha Ravalomanana»

Herinandro ho kihon-dalana goavana ho an’ny tolon’ireo mpiara-dia amin’i Marc Ravalomanana, eny amin’ny fiainam-pirenena ity herinandro hodiavina ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2011
Politique.Antananarivo Renivohitra Mitobaka ny fako

Saika ahitana fako mivangongo avokoa ankehitriny eny amin’ireny dabam-pako eny manodidina eny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2011
Politique.Ramanana René Efa akaiky ilay fihaonana an-tampony

Tonga teto an-tanindrazana ny 24 novambra ny amiraly Didier Ratsiraka, ary nitodi-doha niverina tany Frantsa ny sabotsy 11 desambra lasa teo noho ny fanaraha-maso ny fahasalaman’ny vadiny izay tsy maintsy hatao any andafin’ny riaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2011
Politique.Ramanana René Efa akaiky ilay fihaonana an-tampony

Io fifandiran’ny mpitsara sy ny polisy, taorian’ny raharaha Toliara, izay tsy ahitan’ny mpanatanteraka vahaolana mazava tao anatin’ny herinandro io, dia ampy hitsarana fa tsy mahazaka fanjakana i Andry Rajoelina, ka ny miala no mety aminy, hoy i Constant Raveloson raha naneho ny heviny manoloana ny zava-mitranga eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT