Politique

Ankatso Nitokona ny SECES, mamono afo ny FAT


  • Talata 20 Desambra 2011

Raikitra ny grevin’ny mpampianatra mpikaroka eny Ankatso.

Niato nanomboka omaly 19 desambra ny fampianarana, fanadinana, famoahana voka-panadinana, eny hatramin’ny fanohanana voka-pikarohana tokony hatao amin’ity herinandro ity. Misy ny sorabaventy mirenty mampahafantatra izany tazana eny Ankatso. Fitakiana fandoavana ny tambin-karama efa tokony ho nampiharina ny taona 2009 no fototr’olana. Etsy andaniny dia miezaka mamono afo ny FAT mba tsy hosaringotina ka hanatevin-daharana amin’ity hetsika ity ny mpianatra. Fandoavana vatsim-pianarana no tetika amin’izany.
Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT