Politique

Fihaonana an-tampony Noresahina tamin'ny iraky ny Troďka


  • Alarobia 21 Desambra 2011

Nihaona tamin'ny Troďka ireo avy ao amin'ny komity manohana ny fihaonana an-tampony afak'omaly hariva tao amin'ny Colbert.

 Naharitra adiny iray latsaka kely ny tafa, saingy tsy nisy nipika ny resaka nifanaovan'izy ireo. Niisa 12 ny delegasiona niresaka tamin'ny Troïka tamin'ity indray nitoraka ity, izay nahitana an-dRamanana Réné avy amin'ny seraseran'i Didier Ratsiraka, Zakariasy Patrick avy amin'ny Orimbato, Gilbert Raharizatovo filohan'ny PSRI, Tiana Andria avy amin'ny fikambanan'ny mpiasan'ny orinasa afaka haba, ary Lehmann Patricia avy amin'ny Diaspora Malagasy... Endrika feno tsikitsiky sy miramirana no nivoahan'izy ireo tao amin'ity hotely iray ity, izay nadikan'ireo nahita ho fananana fanantenana amin'ny fahatanterahan'ny fihaonana an-tampony sahady. Nadikan'ny hafa koa fa manga ny resaka ary nahita rirany tokoa angamba izy ireo nandritra ny fihaonana.

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT