Politique

Alain Mahavimbina Miantso fitoniana alohan´ny fety


  • Alarobia 21 Desambra 2011

Nampiantso mpanao gazety tao amin´ny birao fiasany omaly antoandro, Atoa Mahavimbina Alain lehiben´ny Faritra Atsinanana, izay nametrahany hafatra ho an´ny vahoakan´i Toamasina fa “ilaina ny fitoniana amin´izao ankatoky ny fety izao.

 Tokony samy handray ny fepetra mifanandrify amin´izany ny rehetra. Mba ho krismasy milamina sy fetin´ny fanaovam-beloma ny taona sy fandraisana am-pifaliana ny taona vaovao, no ataon´ny tokantrano rehetra eto Toamasina manomboka izao”. Nambarany hatrany koa fa efa misalahy amin´ny fampandriana fahalemana ny tanàna ny mpitandro ny filaminana izao, ka tokony hiara-misalahy amin´izany ny rehetra. Tsy adinony ny fankaherezana ny Malagasy ao anatin´ny faritra iadidiany hiatrika ny fety am-pilaminana sy am-pitoniana ary ao anatin´ny fandriampahalemana tanteraka.
Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT