Politique

Fivakisan’antoko Tafatsangana indray ny RAP TIM


  • Alakamisy 22 Desambra 2011


 Tafatsangana ny fikambanana vaovao RAP TIM (Rassemblement des Anciens Parlementaires TIM) ivondronan’ireo senatera sy depiote ary CST sy CT TIM elatra Raharinaivo teo aloha izay efa nanao fanambarana tamin’ny herinandro lasa teo iny fa tsy mandray baiko avy amin’ity nambaran-dry zareo fa mpanorina ny antoko Tiako i Madagasikara ity intsony. Milaza ho mahenika an’i Madagasikara manontolo ny olona ao anatin’ity fikambanana ity ka iray isam-paritany no miandraikitra ny fandrindrana ankapobeny ny fitantanana ety am-piandohana (anisan’izany ry Ipirina Jean de La Croix, Lalanirina Brigitte, Mamy Benoît …). Nanambara moa ireo parlemantera mpikambana ao amin’ity fikambanana vaovao ity fa na dia tsy voaray ao anatin’ny rafitry ny tetezamita aza izy ireo dia manohana hatramin'ny farany ny tondrozotra sy ny fampiharana azy amin’izao fotoana izao.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT