• Talata 10 Janoary 2012
Politique.Victor Hong Tsy zaka ny parlemantera 600 isa

“Ho anay, ny Pr Zafy no lehibenay ka tsy maintsy manaraka izay baikony izahay ary izay no tena izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2012
Politique.Raharaha Nadine Ramaroson "Tsy ho moramora ny zavatra hoteneniko”

Notanterahana tamin'ny alalan'ny fotoam-pivavahana lehibe tetsy Antanimena tao amin'ny CC Esca Antanimena ny fahatsiarovana an'i Tompokovavy Nadine Ramaroson, ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2012
Politique.Fametrahana ny fitoniana Miankina amin'i Andry Rajoelina

Taorian'ny 17 septambra 2011 nanasoniavana ny tondrozotra dia nilaza ny filohan'ny tetezamita sy ny minisitry ny fitsarana fa tsy maintsy mbola avadika lalàna sy eken'ny parlemanta aloha ny tondrozotra sy ny voasoratra rehetra ao anatiny izay vao ampiharina tahaka ny lalàna manankery eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2012
Politique.Fitakiana fampiharana ny tondrozotra Nivoaka ny kianja fanintelony ny vahoaka

Nivoaka ny kianjan’ny Magro Avaratsena indray ireo vahoaka mitaky ny fampiharana ny tondrozotra tao Antsirabe ka nifamotoana teo anoloan’ny tsangambaton’ny fahaleovantena izy ireo ny marainan’ny sabotsy 07 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2012
Politique.Pr Zafy Albert Mila tondrozotra vaovao

Ny fiantsoana tety amin’ny Villa Elisabeth dia ny delegasion’ny ankolafy Zafy Albert tarihan’ny Pr Miandrisoa Jean Marcel no nanao ny fanasana sy nanomana ny lanonana, hoy Rtoa Lalatiana Ravololomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2012
Politique.Lalaina Berthnès «Maloto eo anatrehan’ny Vahoaka ny antoko politika»

Ny antoko amin’izao fotoana dia efa maloto daholo eo anatrehan’ny vahoaka malagasy satria samy nandray anjara amin’izao raharaha maloto izao daholo ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
FTT