- Alarobia 11 Janoary 2012
Politique.Ben’ny tanàna - Lehiben’ny Faritra Vaky ny ady ao Ambatondrazaka
Vaky bantsilana nandritra ny hetsika tolo-tanana nokarakarain’ny fiadidiana ny Kaominina Ambatondrazaka ny faran’ny herinandro teo ny disadisa misy ao amin’ny Faritra sy ny Kaominina Ambatondrazaka ambonivohitra.
Hamaky ny tohiny
