• Talata 10 Janoary 2012
Politique.Parlemanta Hafana ny adihevitra

«Manomboka eto no ahitana na hijanona eo anivon’ireo rafitra isan’ambaratonga na hipatitaka dia samy ho rava», hoy i Manoela, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, manoloana ny fivoriana tsy ara-potoana atrehin’ireo Parlemantera.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2012
Politique.Jean Michel Henri Tsy hiadanana no hidirana CT fa fiaretana

Tsy mbola misy vola azo nampiasaina teto anivon’ny Kongresin’ny tetezamita noho ny «engagement» tsy mbola vita.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2012
Politique.Jly Lucien Rakotoarimasy Manao ririnin-dasa tsy tsaroana

Rehefa mahazo seza dia hafa mihitsy ny fomba firesaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2012
Politique.Mamy Rakotoarivelo “Vita ny asanay, tokony hanao ny azy ny governemanta !”

Araka ny nambaran’Atoa Mamy Rakotoarivelo, filohan’ny Kongresin’ny tetezamita omaly nandritra ny fanombohan’ny fivoriana tsy ara-potoana voalohan’ny Kongresin’ny tetezamita amin’ity taona ity dia efa nandany ny tondrozotra ny teny Tsimbazaza ka anjaran’ny fahefana mpanatanteraka sisa no mampihatra azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2012
Politique.Omer Biriziky–Alain Mahavimbina Misy ady mangatsiaka ihany koa ?

Nazava ny tenin´ny praiminisitra Beriziky Jean Omer nandritra ny fihaonany tamin´ny mpiasan´ny Kaominina Toamasina, tao amin´ny efitrano malalaky ny Faritra Atsinanana ny zoma 30 desambra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT