• Zoma 13 Janoary 2012
Politique.Masoivoho vahiny teny Iavoloha Manery ny hampiharana tokoa ny tondrozotra

Tsy mbola azo ny fankatoavana iraisam-pirenena ary tsy mbola ato ho ato no hiverenan'ireo fanampiana avy any ivelany. Izay no mahafintina ny lahatenin'ny zokiolona amin'ireo masoivoho vahiny monina sy miasa eto amintsika omaly teny Iavoloha raha niarahaba ny filohan'ny tetezamita mivady nahatratra ny taom-baovao 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2012
Politique.«Villa La Franchise» Ivandry Tonga niarahaba ny Pr Zafy ny praiminisitra sy ireo minisitra

Omaly alina no tonga nanao rodobe teny amin'ny “villa la Franchise » eny Ivandry ireo mpikambana ao amin'ny governemanta avy amin'ny ankolafy Zafy teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Janoary 2012
Politique.Alain Mahavimbina “Potika noho ny politika i Toamasina”

“Potika noho ny politika i Toamasina”. Izay no nambaran´i Mahavimbina Alain nitarika ny fihaonana tao amin´ny lapan´ny Faritra Atsinanana ny zoma tolakandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Janoary 2012
Politique.Andriamanantena Rajoharisoa Ny fodian-dRavalomanana an-tanindrazana ihany no vahaolana

“Tsy miova amin’ny hevitro aho amin’ny hoe ny fodian’Atoa Filoham-pirenena Marc Ravalomanana an-tanindrazana ihany no vahaolana hivoahana amin’izao krizy izao”, hoy Atoa Andriamanantena Rajoharisoa.

Hamaky ny tohiny
FTT