Politique

GTT Frantsa Tsy mendrika ny hitantana firenena ireo mpitondra ankehitriny


  • Talata 10 Janoary 2012

Tsy mendrika ho antsika Malagasy izao zavatra iainantsika izao, hoy ny solontenan’ny GTT Frantsa iray mandalo eto Madagasikara.

 Zavatra hafa tsara kokoa noho izao no tokony hitranga eto amin’ny firenena. Mila mandray ny andraikitra tandrify azy ny tsirairay hanarenena izany. Ireo olona mpitondra amin’izao fotoana izao dia tsy mendrika ny hitantana ny firenena. Rehefa tsy mahalala afa tsy ny heviny mantsy ny mpitondra dia voalohany : miha mahantra tahaka izao misy izao ny firenena ary faharoa : tsy hanana n’inona n’inona intsony isika. Nilaza ity vahiny avy any Frantsa ity fa efa nandalo teny amin’ny Magro in-droa miantoana izy ka nahatsapa fa nanao izay tokony ho nataony ireo mpitolona ao ary tena nanao… nefa tsy mbola ampy. Ny tokony hanampian-dry zareo azy, hoy izy, dia ny fanaovana hetsika mafonja. Tsy romborombo tsy akory hoe hampiady antsika samy Malagasy fa hetsika fanaporofoana amin’ny fomba rehetra fa tsy mendrika amin’izao toerana misy antsika izao isika eto Madagasikara.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT