Politique

«Villa La Franchise» Ivandry Tonga niarahaba ny Pr Zafy ny praiminisitra sy ireo minisitra


  • Zoma 13 Janoary 2012

Omaly alina no tonga nanao rodobe teny amin'ny “villa la Franchise » eny Ivandry ireo mpikambana ao amin'ny governemanta avy amin'ny ankolafy Zafy teo aloha.

 Notarihin'ny praiminisitra Omer Beriziky izy ireo tamin'izany. Tonga hirary soa noho ny taona vaovao an'ity raiamandreny lehibe ity no anton-dia. "Tsy sanatria nanadino izahay, hoy ny praiminisitra nitondra teny fa saingy noho ny andraikitra satria maro taminay ireto no tsy teto an-drenivohitra fa namita iraka tany amin'ny faritany avokoa". Niara-nikorana nadritra ny ora maromaro izy ireo taorian'izay. Raha ity zava-nisy omaly ity dia miravona ny olana eo amin'ireo olon'ny ankolafy Zafy teo aloha sy ny mpitarika ity ankolafy ity. Tsy nitsipa-doha laka-nitana araka izany ireo nahazo seza.
Mohamed

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT