- Talata 17 Janoary 2012
Politique.Ankolafy Ravalomanana Miomana tanteraka amin’ny fiavian’ny maherifony
Tsy dia nisy kabary politika be intsony teny amin’ny kianjan’ny Finoana Behoririka, omaly, fa manomboka mifantoka amin’ny fanentanana sy ny fiomanana amin’ny fandraisana an’i Marc Ravalomanana ireo lahateny nifandimbiasan’ireo mpitarika.
Hamaky ny tohiny