Politique

Betiana Bruno Tokony hifampiresaka vao manapa-kevitra


  • Alakamisy 26 Janoary 2012


 Ny fahitako ny toe-draharaha eto amin’ny firenena ankehitriny taorian’ny zava-niseho tamin’ny sabotsy teo teny Ivato sy ny fanambarana samihafa nivoaka tamin’ny haino aman-jery dia tokony hisy ny fifampiresahana eo amin’ny samy mpitondra. Tokony ho matotra kokoa izany fifampiresahana izany na eo anivon’ny prezidansa na ny eny anivon’ny primatiora na ety anivon’ny mpanao lalàna CST sy CT. Ka mialoha ny fangalana fanapahan-kevitra goavana mba hialan’izay zavatra mety hitranga dia tokony hifampiresaka aloha ny samy tompon’andraikitra ary misy resaka hatao ary fanapahan-kevitra iombonana avy eo. Ireny zavatra voalaza teo ireny dia tsy tokony ho niseho mihitsy raha samy mifampiresaka isika Malagasy.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT