Politique

Raharaham-pirenena Hifanatrika amin’ny CST ny Praminisitra Beriziky


  • Zoma 27 Janoary 2012


 Nantsoin’ny Filankevitra Ambonin’ny Tetezamita ho avy ao Anosikely hifanatrika sy hifanazava mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny, ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Omer Beriziky, miaraka amin’ny “Comité ad’hoc” izay najoro eny anivon’ny governemanta. Anio zoma amin’ny telo ora tolakandro na ny talata ho avy izao amin’io ora io ihany no hifanatrehana, araka ny tapaka nandritra ny fivoriana omaly. Nankinina amin’ny Vaomieran’ny Fifandraisana amin’ny any Ivelany sy ny Vaomieran’ny Lalàna ary mpikambana iray ao amin’ny Birao maharitra ny famolavolana ny volavolan-kevitra rehetra. Hisy koa ny fihaonana amin’ny Minisitry ny raharaham-bahiny hijerena ny fifandraisan’ny CST amin’ny any ivelany.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT