Politique

Andry Ralainarivo «Tsy miala amin’ny Filoha Marc Ravalomanana»


  • Alatsinainy 30 Janoary 2012

Mpandrindra ny ankolafy Ravalomanana Avaradrano no nahafantaran’ny maro an’i Andry Avaradrano na Ralainarivo Andry amin’ny tena anarany

 Anisan’ireo nikopaka elatra nanaraka ny elatra Yves Aimé Rakotoarison izy sy ny ekipany tamin’ny fotoanandrony tamin’ny hevitra hoe fampodiana ny Filoha Ravalomanana avy ao anatin’ny fitondrana. Ny tsy fetezana kely teo amin’ny fitantanana raha ny marina, hoy izy, no tena anton’izay fisintahana izay fa ankehitriny dia te haneho hevitra amin’ny mpiara-mitolona, indrindra ny vahoakan’Avaradrano aho, fa i Andry Avaradrano dia tsy miala amin’ny Filoha Ravalomanana ary mbola vonona hatrany amin’ny fifanohanana amin’ny famerenana azy an-tanindrazana sy ny fitsenana azy amin’ny fomba makotroka toy ny efa nahatongavanay teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato tao amin’ny «Salon d’honneur». Ka raha andeha hiampita ranomasina kely ny tena noho ny raharaham-pitadiavana dia mametraka hafatra ho an’ny mpiara-mitolona eny Avaradrano mba tsy hikely soroka amin’ny fitsenana an’i Dada raha toa ka tonga mialoha ny tena izy satria efa voalaza fa ao anatin’ny fotoana fohy taorian’ny dinika tany Pretoria farany teo no hahatongavany.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT