• Alarobia 08 Febroary 2012
Politique.Vaovao Benjamin “Tsy ekeko ny fikasihana ny vady aman-janak’i Marc Ravalomanana”

Raha ny fanamarihana amin’ny fahatsiarovana azy dia rariny raha nisy ny hetsika 7 febroary, hoy ny CST Vaovao Benjamin, fa tsy tokony hifampihantsiana kosa anefa ka hamafisina loatra ilay resaka faharatrana sy fahafatesana niseho.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2012
Politique.Raharaham-pirenena Mahatatesa lazon’ady !

Mandeha be ny fampiasam-bola amin’izao fotoana, raha ny fanazavan’ny Filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita, Zafilahy Stanilas.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2012
Politique.Omer Beriziky Haingon-dapa fotsiny

Samy miandry izay havoaky ny filankevitry ny governemanta anio, arahan’ny filankevitry ny minisitra rahampitso ny rehetra taorian’ilay fivoahana NOTAM amin’ny endrika hafa kely ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2012
Politique.Lalao Ravalomanana Miantso ny vehivavy handray andraikitra

Mbola tohina sy feno tanteraka ny fony manoloana ny zavatra natao azy satria efa teny amin’ny tohatry ny fiaramanidina no nosakanana, hoy i Marc Ravalomanana omaly, nanazava ny zavatra natao tamin’i Lalao Ravalomanana vadiny ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2012
Politique.Tojo Ravalomanana Nohazain’ny DST

Raha nisahotaka amin’ny mety hisian’ny fandrobana sy asa fampihorohoroana nikendrena ireo mpanohana an’i Marc Ravalomanana ny teto an-drenivohitra omaly tolakandro, dia nanao be midina tao Manjakatompo Andranomanelatra misy ny trano fonenan’ny zanaka lahin’i Marc Ravalomanana ny ekipan’ny DST (Direction de la surveillance du territoire) miisa 15 teo, notarihin’ny kaomisera Nakany Charly.

Hamaky ny tohiny
FTT