Politique

Tsimbazaza Feno CT mpanao tsidi-pahitra


  • Alatsinainy 20 Febroary 2012

Fotoam-panokafana fivoriana, ara-potoana na tsy ara-potoana, no mba tazana eny Tsimbazaza ireto andiana CT ireto, dia amin’ny fotoana fandraisam-bola.

 Ankoatra izay dia manjavona. Maromaro ihany ireto mpikambana amin’ny Kongresin’ny tetezamita mpanao tsidi-pahitra ireto. Raharaham-pirenena ary iankinan’ny hoavin’ny firenena anefa no ankinina amin’izy ireo, na tsy olom-boafidy aza. Manaitra ny saina sy ny feon’ny fireritreretan’izy ireny, ireo mpikambana namany ao amin’ny Kongresy mba ho tonga saina ka hahatsiaro tena, fa volam-bahoaka no tangosan’izy ireo, nefa izay asa kely tambiny takiana aminy tsy efany akory.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT