Politique

7 febroary, amnistia Hanao fanazavan-kevitra ny KMFB


  • Talata 21 Febroary 2012

Hanao famelabelaran-kevitra etsy amin’ny hotely Fanantenana Ampandrana ny KMFB rahampitso.

 Lahadinika amin’izany ny raharaha 7 febroary 2009 sy ny resaka amnistia. Ivon’ny adihevitra amin’izao fotoana izao ity resaka amnistia ity. Misy mihitsy aza ny fe-potoana hatramin’ny 29 febroary 2012 izao, araka ny famaritan’ny Troika-SADC tokony hamitana io amnistia io, hahafahan’ireo sesitany politika miverina tsy misy raorao eto Madagasikara. Tafiditra anatin’izany ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, izay sesitany atsy Afrika Atsimo efa ho telo taona izao.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT