Politique

Fanampiana ireo traboina Volam-panjakana no ampiasain’ny TGV ?


  • Alarobia 22 Febroary 2012

Mazava be, hoy ny CT Rakotoarisoa Falihery fa amin’izao voina mihatra amin’ny firenena izao noho ny fandalovan’ny rivodoza Giovanna teo dia miaraka ory amin’ireo rehetra niharam-boina sy ny Malagasy tsy vakivolo izahay avy amin’ny antoko TGV.

 Ny fandraisana andraikitra ao anatin’izany dia efa manao ny tandrify anay izahay amin’ny fakana ny tatitra avy any amin’ny vahoaka haterina any amin’ny BGNRC sy any amin’ny kaomisiona efa mitsangana ao amin’ny Kongresy Tsimbazaza izay hijerana manokana ireo olona niharam-boina ireo. Fa mikasika ny hoe hetsiky ny TGV manokana dia tsara ny manazava, hoy ity CT ity, fa na dia mieritreritra aza ny rehetra hoe eo amin’ny fitondrana ny filoha mpanorina ny TGV dia volam-panjakana no ampiasainy rehefa misy voina tahaka izao. Mitsipaka marindrano izany Rakotoarisoa Falihery. “Tsy misy mihitsy izany volam-panjakana izay amin’ny anaran’ny fitondrana homena hanasoavana an’ity antoko ity fa ny TGV dia miaina amin’ny alalan’ny maha antoko azy manokana fa tsy manao fitaovana sanatria hampiasa ny volam-panjakana”, hoy izy.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT