- Talata 24 Janoary 2012
Politique.CT Ernest Rakotomiandrisoa Tsy nampoizin-dRajoelina ny hamaroan’ny olona
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Na dia alatsinainy aza omaly, ary na dia teo koa aza ny ora-nikija dia tsy nanakana ireo vahoaka marobe nameno ny kianjan’ny Magro etsy Behoririka izany.
Hamaky ny tohinyNiharihary toy ny vay an-kandrina ny fafy lainga tamin’ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyRehefa nihemotra adiny roa taty aorian’ny tamin’ny 10 ora maraina, fotoana nifanomezana, dia tontosa soa aman-tsara ihany ny fanokafana ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana faharoa amin’ity taona ity eny anivon’ny Kongresin’ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyManeho ny tsy fahavononana ara-politika hisiana tetezamita iaraha-mitantana, tsy mitanila iny fihetsiky ny governemanta FAT iny, hoy i Louis Michel, filoha mpiara-mitantana ny Assemblée Parlementaire ACP-Vondrona Eoropeanina.
Hamaky ny tohiny«Tsy nandray andraikitra ny olona tokony handray andraikitra voalohany amin’ny fampodiana ny filoha Ravalomanana», hoy ny filoha lefitry ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita na ny CST Hanitra Razafimanantsoa.
Hamaky ny tohiny