- Alarobia 25 Janoary 2012
Politique.PDS Toalina Razafindrabary «Vonona aho hamita ny asa nankinina amiko»
Nisy ny resaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana tamin’ny PDS Toalina Razafindrabary taorian’ny famindram-pitantanana nifanaovany tamin’ny PDS teo aloha Rakotovao Mariot, mikasika ny asa miandry azy ao amin’ny Kaominin’i Toamasina.
Hamaky ny tohiny