- Alarobia 25 Janoary 2012
Politique.Delegasion’Amoron’i Mania hitsena an’i Dada Nosavaina karatra ny mpandeha, nakana vola ny mpamily
Manameloka tanteraka ireo niavian’ny tsy fahatongavan’ny Filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana tamin’ny sabotsy lasa teo ny ankamaroan’ny vahoaka ao Amoron’i Mania, araka ny nambaran’ny mpitarika ny mpomba ny Filoha Ravalomanana any an-toerana.
Hamaky ny tohiny
