• Zoma 27 Janoary 2012
Politique.KMDT Razanakoto Marcellin Manome 24 ora an-dRajoelina hametra-pialana

Mangataka am-panajana an’Atoa Andry Rajoelina mba hametra-pialana ao anatin’ny 24 ora, ho an’ny fitiavany tanindrazana ka hamerina ny fahefana amin’ny vahoaka, hoy ny KMDT (Komity Miaro ny Demokrasia sy ny Tetezamita) tarihan-dRazanakoto Marcellin omaly tetsy amin’ny Motel de Tanà Anosibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Janoary 2012
Politique.Ho tavela irery Rajoelina Miala ny sambo tsikelikely ireo mpomba azy !

Mpanao politika 2 sy 3 tahaka an’i Voninahitsy Jean Eugène, Lanto Rakotomavo sy Pierre Andrianantenaina no nihazakazaka niteny sy niaro ny fanapahan-kevitry ny filohan’ny tetezamita nanakatona ny seranam-piaramanidina lehibe eto Madagasikara ny sabotsy 21 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Janoary 2012
Politique.Fe-potoana iray volana …

Tsy maintsy tafapetraka mialoha ny faran’ny volana febroary ireo fepetra mitondra any amin’ny fitoniana ara-politika eto amin’ny tany sy ny fanjakana, ka tafiditra ao anatin’izany ny fiverenan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ireo rehetra miara-dia aminy ka mialokaloka atsy Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Janoary 2012
Politique.Emile Ratefinanahary Ny fifampiresahantsika samy Malagasy no vahaolana

Mbola mihodinkodina lava tsy misy fiafarana eto isika mianakavy raha tsy mandray fanapahan-kevitra ny hiresaka an-kitsim-po tsy misy fiandaniana amin-dRanona na i Ranona, hoy ny mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, Emile Ratefinanahary.

Hamaky ny tohiny
FTT