- Alatsinainy 30 Janoary 2012
Politique.TGV Toamasina Vaky ny ady, nifanasa vangy imasom-bahoaka
Nivadika ady mafana mivantana ilay ady mangatsiaka teo aloha, ho an’ny mpitarika ny TGV (Tanora malaGasy Vonona) Toamasina.
Hamaky ny tohinyNivadika ady mafana mivantana ilay ady mangatsiaka teo aloha, ho an’ny mpitarika ny TGV (Tanora malaGasy Vonona) Toamasina.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny tsy nahafahan’ny iraka manokan’ny fitondrana tetezamita nandray anjara tamin’ny fivoriana an-tampony faha-18 n’ny Vondrona Afrikanina tany Addis Abeba ny faran’ny herinandro teo, dia miha mazava hatrany ny resaka fa mbola sarotra ho an’ny fitondrana tarihan’i Andry Rajoelina ny hahazo ny fankatoavana tena izy avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohinyNohamafisina, nohenjanina ny fomba fiambenana ny filohan’ny tetezamita tonga tao Toamasina omaly, tamin’ny fitokanana ny scanner vaovaon’ny fadintseranana Malagasy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Andro nangidy sy maizina ho an’Antananarivo ny 26 janoary 2009. Feno telo taona katroka omaly izany.
Hamaky ny tohinyNy alatsinainy 23 janoary teo izahay no nandefa taratasy any amin’ny TROIKA mirakitra soson-kevitra hivoahana amin’ity krizy lavareny ity, hoy Atoa Hery Rakotobe avy amin’ny vondrona Escopol, ary nambaranay ho fantatry ny be sy ny maro tamin’ny fampitam-baovao tamin’ny mpanao gazety ny talata izany.
Hamaky ny tohiny