- Zoma 27 Janoary 2012
Politique.Henri Lecacheur Tsy maintsy mody i Marc Ravalomanana raha tiana ny hilamina
Heveriko afa ampy izay, ampy fa tsy tokony hofitahana foana ny vahoaka, hoy Atoa Lecacheur.
Hamaky ny tohinyHeveriko afa ampy izay, ampy fa tsy tokony hofitahana foana ny vahoaka, hoy Atoa Lecacheur.
Hamaky ny tohinyMiseho hentitra tamin'ny teniny Rajoelina filohan'ny FAT omaly tany Toamasina. Nilaza izy fa tsy misy firenena manaiky hanome amnistia olona namono olona.
Hamaky ny tohinyTsy mbola manana fahasahiana hijoro hotsaraim-bahoaka izy ireo satria olom-boatendry ny ankamaroany ka izay no antony mampitarazoka izao krizy izao.
Hamaky ny tohinyTonga ny valin-kafatra avy any amin'ny minisitry ny fitsarana taorian'ny fivoriana tatsy Pretoria. Tsy ho vita mialoha ny 29 febroary izany ny fandinihana sy fandaniana ny volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka, hoy ny minisitry ny fitsarana Christine Razanamahasoa
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
«Somary nampalahelo ny Movansy Ravalomanana ihany ny tsy fahatongavan’ny Filoha Ravalomanana ny sabotsy 21 janoary lasa teo saingy hery lehibe ho anay ny vokany satria dia henatra ho an’ny mpitondra misy amin’izao fotoana iny ary nanaitra ny vondrona iraisam-pirenena hijery akaiky ny raharahan’i Madagasikara», hoy ny Depioten’Antsirabe II teo aloha Randrianantenaina José raha nanontaniana ny heviny mikasika iny tranga iny.
Hamaky ny tohiny