- Alatsinainy 30 Janoary 2012
Politique.Ankolafy Zafy Nanamafy fa tsy mbola hiditra anaty Tetezamita
Tsy mbola nahazo valiny avy amin’ny SADC momba ireo fitoriana nataony ny FAT momba ny fanitsakitsahana ny tondrozotra ny Ankolafy Zafy, anisan’izany ny fampiasan-kery nataon’ny Emmo-Reg ny profesora Zafy sy ny vahoaka niaraka taminy teny Ambohijatovo ny 17 janoary lasa teo.
Hamaky ny tohiny