• Alakamisy 02 Febroary 2012
Politique.Miandrivazo Miverina amin’ny heriny ny TIM

Feno hipoka ny trano fandraisam-bahiny “Akory Aby” ao Miandrivazo ny sabotsy teo nampiantrano ny lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona nataon’ny DisTIM Miandrivazo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2012
Politique.Monja Roindefo Niala tamin’ny fahanginany

Nanambara ny heviny momba ny raharaham-pirenena indray, rehefa nangina am-bolana vitsivitsy i Monja Roindefo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2012
Politique.Naike Eliane Avelao hody malalaka i Marc Ravalomanana

Ho an'ny mpikambana CST Naike Eliane dia tsy mila famotsoran-keloka ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, satria tsy mbola didy raikitra no nanamelohana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2012
Politique.Oniversiten’i Fianarantsoa Nihamafy ny grevin’ny mpianatra

Mafanafana ao Andrainjato nanomboka ny fiandohan’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Janoary 2012
Politique.CT Razanakoto Marcellin Niala tsy ho mpikambana ao amin’ny Les AS intsony

Taorian’ny nanomezany fe-potoana 24 ora mba hialan’ny filohan’ny FAT Andry Nirina Rajoelina tsy ho filohan’ny tetezamita intsony dia niala tsy ho mpikambana ao amin’ny Les AS (Les Autres Sensibilités) ny CT Razanakoto Marcellin niaraka tamin’i Mamod Hussen na i Besady.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Janoary 2012
Politique.Jeneraly be galona Vonona handray fitondrana raha ...

Misavorovo ny Tafika. Mandeha ny resaka any anaty toby miaramila fa misy jeneraly anisan'ireo be galona mbola am-perinasa manao kajikajy politika avo lenta.

Hamaky ny tohiny
FTT