- Alarobia 08 Febroary 2012
Politique.Sori-dalan’ny tetezamita Tandindomin-doza amin-dRajoelina
Ny taona marina no miova, fa raha ny zava-misy eo amin’ny fitantanana ny firenena dia mbola ny teo ihany no miverina.
Hamaky ny tohinyNy taona marina no miova, fa raha ny zava-misy eo amin’ny fitantanana ny firenena dia mbola ny teo ihany no miverina.
Hamaky ny tohinyOmaly tamin’ny fiafaran’ny tolakandro no nahatongavan’izy ireo eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyDingana manaraka ankehitriny no atrehan’ny KMDT (Komity Miaro ny Demokrasia sy ny Tetezamita) taorian’ny fanomezany 24 ora an-dRajoelina hametrahany fialana.
Hamaky ny tohinyNanaitra ny maro ary resabe tao Antsirabe omaly tontolo ny nisavana tampoka ny tranon’ny zanaky ny filoha Ravalomanana tao Manjakatompo ny alin’ny alatsinainy 06 febroary teo.
Hamaky ny tohinyRaha ny fanamarihana amin’ny fahatsiarovana azy dia rariny raha nisy ny hetsika 7 febroary, hoy ny CST Vaovao Benjamin, fa tsy tokony hifampihantsiana kosa anefa ka hamafisina loatra ilay resaka faharatrana sy fahafatesana niseho.
Hamaky ny tohinyMandeha be ny fampiasam-bola amin’izao fotoana, raha ny fanazavan’ny Filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita, Zafilahy Stanilas.
Hamaky ny tohiny