• Alakamisy 09 Febroary 2012
Politique.Beanjara Paul Kabary fihantsiana ny an-dRajoelina

Antoky ny fisian’ny fitoniana eo anivon’ny mpiasam-panjakana ny fampitoviana lenta ny marikarama araka ny antokon’asa misy azy ireo, hoy i Beanjara Paul filoha lefitry ny kaomision’ny asam-panjakana sy ny asa eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2012
Politique.Razanamahasoa Christine - Arnaud Auguste Nibaboka

Nisokatra omaly ny atrikasa miompana amin’ny fanjakana tsara tantana hametrahana ny fahaleovantenan’ny fitsarana sy ny mpitsara izay karakarain’ny SMM (Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2012
Politique.Ignace Randriamamizafy Tanjon-dRajoelina ny hiverina amin’ny manjaka tokana

Manao dia miverina ny kabarin’i Andry Rajoelina tamin’ny talata 07 febroary teo, hoy ny CT Randriamamizafy Ignace.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2012
Politique.Fisavana ny tranon’i Tojo Ravalomanana Kianin’ny Praiminisitra ny DST

Nokianin’ny praiminisitra lehiben’ny Governemantan’ny fampiraisam-pirenena, Jean Omer Beriziky, ny fisavan’ny DST (Direction de la surveillance du territoire) ny tokantranon’i Tojo Ravalomanana tany Manjakatompo Andranomanelatra Antsirabe II, ny alin’ny 06 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2012
Politique.Minisitra Razanamahasoa Christine Tokony ho nametra-pialana ny minisitry ny filaminana anatiny

Mitarazoka ny famahana ny disadisa eo amin’ny mpitsara sy ny polisy noho ilay raharaha famonoana ny mpitsara Rehavana Michel, tany Toliara ny 09 desambra 2011, izay feno roa volana anio.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2012
Politique.Ravelonanosy Mamitiana Te hiala amin’ny sori-dalana ny FAT

“Notsiahivin-dry zareo tamin’ny talata moa izany ny 7 febroay nitondran-dry zareo olona teny Ambohitsorohitra izay faritra mena tsy azo hidirana nefa nitondrana vahoaka ihany mba hanonganam-panjakana. Tafita moa ny zavatra nataon-dry zareo satria ny vono olona sy ra latsaka no tadiavina mba ahafahana tonga eo amin’ny fitondrana», hoy ny CT Ravelonanosy Mamitiana, avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT