- Alarobia 08 Febroary 2012
Politique.07 febroary Tsy mbola misy fanadihadiana ofisialy
Telo taona katroka omaly no nisian’ny fitifirana olona maro teny anoloan’ny lapan’Ambohitsorohitra.
Hamaky ny tohinyTelo taona katroka omaly no nisian’ny fitifirana olona maro teny anoloan’ny lapan’Ambohitsorohitra.
Hamaky ny tohinyNotsaroana omaly ny fahatelo taonan’ny Sabotsy Mena, ny 7 febroary 2009. Samy nanana ny nahatsiarovany izany na ireo mpomba ny FAT na ireo mpanohitra azy toy ny ankolafy Ravalomanana izay nifanao fotoana tetsy amin’ny kianjan’ny Magro toy ny isan’andro.
Hamaky ny tohinyTsy mba anisan’ireo vahiny nanatrika ny lanonana fahatsiarovana ny 7 febroary sy fanaterana voninkazo teo amin’ny tsangambaton’ireo maherifo nanafika lapa, teny Ambohitsorohitra omaly, ny praiminisitra Omer Beriziky.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Efa ho roa andro izany izao no voaelingelina ny toeram-piasana sy orinasa maro teto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina azy.
Hamaky ny tohinyFanenjehana miharo ozona sy fankahalana ireo filoha roa lahy teo aloha tanteraka ny kabarin'ny filohan'ny tetezamita teny Ambohitsorohitra omaly maraina.
Hamaky ny tohiny