• Talata 07 Febroary 2012
Politique.Amiraly Ratsiraka Manao sambo milentika !

Ny 20 janoary 2012 lasa teo izao no re farany ny amiraly Didier Ratsiraka. Niangavy an’Atoa Ravalomanana mba hampihemotra ny fodiany an-tanindrazana izy tamin’izay fotoana izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2012
Politique.Raveloson Constant “Milalao ain’olona Rajoelina”

Nilaza ny fahitany ny raharaha 7 febroary 2009 i Constant Raveloson. Amin’ny maha olon-tsotra azy dia ambarany fa «namorona tabataba lehibe ny ekipan-dRajoelina sy Hajo Andrianainarivelo momba ity 7 febroary ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2012
Politique.Rodobe Toamasina “Praiminisitra tsy mahatapa-kevitra : miala !”

Nanao hetsika teo an-tokotanin’ny Magro Tanambao V, ny Rodobe Toamasina notarihan’ny filohany Kotomanantsoa Rémi sy ny lefiny Me Rasamimaka Mahefalahy ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2012
Politique.Seranam-piaramanidina Ivato Faritra mena ho an'ny zanak'i Dada, fa midanadana ho an'ny AV7

Fepetra ara-teknika tanteraka fa tsy misy idiran'ny politika ny famoahana taratasy nilaza tamin'ny Airlink mba tsy hitondra an-dRtoa Lalao Ravalomanana, raha araka ny fanazavan'ny sekretera jeneralin'ny ministeran'ny fitaterana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2012
Politique.UDR- Fanovana Sesitany 7 taona vao tokony hody Ravalomanana

Malaza ny vaovao momba ny famotsoran-keloka sy ny tokony hodiana na tsia ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT