Politique

Rasoaniaina Malalatiana “Tsy vonona amin’izany famelan-keloka izany Rajoelina”


  • Alatsinainy 26 Martsa 2012

Mbola any am-ponja ny atahorana raha resaka famelana nefa dia efa namela ny helok’i Charles Andrianasoavina i Manandafy Rakotonirina ary nanao tsipaipaika ho azy mihitsy aza, hoy Rasoaniaina Malalatiana.

 Tsy vonona amin’ny fifamelana raha i Andry Rajoelina, hoy izy fa tsy hampiditra an-dRavalomanana eto mihitsy izy ary na dia mafy aza ny zakain’ny vahoaka isan’andro dia mbola milaza izy fa mbola misy misaotra azy ihany, hono. Misy mihitsy anefa ny mijanona mianatra noho ny fahasahiranana, ny toe-bola sy ny tsy fananana asa. Tokony ho tonga saina i Andry Rajoelina fa efa nivadika aminy ny olony ary noho ny fahasahiranana dia mamoaka entana eraky ny lalana ny olona mivarotra fananana. Tsy niseho mihitsy anefa izany teo aloha satria voafehin’ny filoha Ravalomanana ny vidin’entana.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT