• Zoma 02 Martsa 2012
Politique.Tontolo politika Mahazo aina ny mpanohitra

Tontolo politika Mahazo aina ny mpanohitra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2012
Politique.Magro Behoririka Niakatra an-kianja ny tantsaha

Tato ato dia nikija foana ny orana, ary saika manerana ny Nosy amin’ny ankapobeny. Na oram-be aza anefa dia tsy niala vehana velively ireo mpitolona mitaky ny hiverenana amin’ny ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2012
Politique.Hotsaraina indray ny raharaha BANI sy FIGN Handrava efa ny FAT

Hiakatra fitsarana amin’ny 19 martsa ho avy izao ny raharaha BANI. Efa nahazo fampahafantarana hiatrika io fitsarana io ireo voakasika amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2012
Rév. Satrobory sy ny AMF.3FM Tsy voaasa tamin’ny Diniky ny samy Malagasy

Tsy nahazo fanasana nivantana avy amin’ny ankolafy Zafy Albert mpikarakara ny hetsika aho sy ny antoko AMF/3FM ka izay no antony tsy nahitana ahy teny amin’ny Villa Elisabeth, hoy ny Rév. Ndrinalijohn Andriamanampy Satrobory.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2012
Politique.Maitre Avoko Tampenam-bava koa !

Nolavin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, araka ny taratasy N°122CUA/DS/SG/DJSL.AUT.S/12 , tamin’ny 27 febroary 2012 ny fangatahan’ny Maitre Avoko sy ny ANAWI, mba hahazo alalana hanatanteraka ilay hesika Masoandro Maraina, ao amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2012
Politique.Vondron’olon-tsotra Miantso ny Malagasy ho sahy hijoro

Nanao atrikasa teto an-drenivohitra, nandritra ny roa andro, ny alarobia sy omaly alakamisy ireo mpandrindram-paritry ny Vondron’olon-tsotra manohana an’i Marc Ravalomanana (VOT) avy amin’ny lafivalon’ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT