• Alakamisy 01 Martsa 2012
Politique.SADC Hamory ny mpanao politika !

Misoko miadana ny fakan-kevitra ataon’ny biraom-pifandraisan’ny SADC eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Martsa 2012
Politique.Diniky ny samy Malagasy Olan’ity firenena ity i Andry Rajoelina, soloy ny tondrozotra

Tsy mandeha amin’ny laoniny izao tetezamita izao, manjaka n’aiza n’aiza ny tsy fandriampahalemana toy ny vono olona isan-karazany sy fandrobana mitam-piadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Martsa 2012
Politique.Tsy Aritra Hosamborina Raprofy ?

Raha toa ka tsy mbola voaporofo mazava ny fitantanana tsy nahomby sy ny tsy fahaiza-miasan’ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana ka nandrodanana azy, dia efa miharihary tahaka ny vay an-kandrina kosa ny kitoatoan’ny FATn-dRajoelina amin’ny fitantanana ny firenena nandritra izay 3 taona izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Martsa 2012
Politique.Mamy Rakotoarivelo Tsy hiala anaty fitondrana izahay !

Be ny fanontaniana nandeha fa hiala ao anaty fitondrana ny ankolafy Ravalomanana noho ireny zava-niseho tao ho ao ireny, hoy ny mpitarika ity ankolafy ity Mamy Rakotoarivelo teny amin’ny Villa Elisabeth omaly nandritra ny fanatrehana ilay Diniky ny samy Malagasy notarihan’ny Pr Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Martsa 2012
Politique.Me Rasamimaka Mahefalahy “Matahotra ny hampihatra ny sonia nataony ny FAT”

Samy manana ny fahitany sy ny fandinihany ny antony tsy nahatanteraka ny fepetra napetraky ny SADC, mikasika ny datin´ny 29 febroary ny mpanao politika Malagasy. Manana ny heviny mikasika izany koa ny CST Me Rasamimaka Mahefalahy avy amin´ny ankolafy Ravalomanana, ka toy izao ny resaka nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Martsa 2012
Politique.Pr Zafy Albert Miala Rajoelina fa mampahantra ity firenena ity !

Maro ny zavatra efa noteneniko mikasika an’i Andry Rajoelina sy ny manodidina azy izay tena mampahantra ity firenena ity, hoy ny Pr Zafy Albert, tao amin’ny kabary fanokafana ny hetsika Diniky ny samy Malagasy omaly teny amin’ny Villa Elisabeth.

Hamaky ny tohiny
FTT