- Alatsinainy 05 Martsa 2012
Politique.Mamy Rakotoarivelo I Andry Rajoelina no mila «amnistie»
Tsy misy paikady manokana ny famerenana ny filoha Marc Ravalomanana. Mazava ny voalazan’ny tondrozotra fa mahazo miverina tsy misy fepetra ny sesitany politika rehetra, anisan’izany izy, hoy i Mamy Rakotoarivelo.
Hamaky ny tohiny
