- Alarobia 29 Febroary 2012
Politique.Ambalavao Tsienimparihy Tsy mila « amnistie » ny filoha Marc Ravalomanana
Nanao rodobe nidina tany amin’ny distrikan’Ambalavao Tsienimparihy Faritra Matsiatra Ambony tamin’ny sabotsy teo ny mpikambana maromaro avy amin’ny ankolafy Ravalomanana (CST 3 sy CT 2) nanotrona ny fifampiarahaban’ny antoko Tiako i Madagasikara tany an-toerana.
Hamaky ny tohiny