• Talata 06 Martsa 2012
Politique.Fampiharana ny tondrozotra Mandefa iraka mpanaramaso ny OIF

Mikatso ny fampiharana ny tondrozotra. Maro amin’ireo andininy voalaza ao anatiny no tsy mbola misy tokotaniny ny fanatanterahana azy na dia efa nisy aza ny fe-potoana napetraka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Martsa 2012
Politique.Rasamimaka Mahefalahy Magro no fanantenan’ny vahoaka

Saro-piaro amin’ny tondrozotra ny zanak’i Dada. Lavin’izy ireo, araka izany, izay tetika mety hanakantsakanana ny fampiharana azy, indrindra fa hoe handravana ka hanoloana sori-dalana hafa indray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2012
Politique.FIFAR 192 Tsy mivadi-belirano

Manentana anareo mpikambana tao amin’ny FIFAR teo aloha aho mba tsy ho kivy na eo aza ny ataon’ny SADC somary mahavery hevitra be ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2012
Politique.Guy Rivo Randrianarisoa Tsy miteniteny ny Filoha Ravalomanana satria…

Nahoana ny Filoha Marc Ravalomanana no tsy re miteniteny firy tao ho ao, hoy ny fanontanian’ny maro ?

Hamaky ny tohiny
FTT