Politique

Voninahitsy Jean Eugčne Miantso ireo gadra politika hifanatona


  • Alarobia 18 Aprily 2012

Midika ho fanakaikezana ny fiafaran’ny krizy ny fahalanian’ny volavolan-dalŕna momba ny famotsoran-keloka, hoy i Voninahitsy Jean Eugčne.

 Miantso ireo gadra politika 2002-2009 araka izany ny tenany mba hifanatona hanaovana ny lisitr’ireo miandry sy miandrandra io famotsoran-keloka io. «Misy vaomiera manokana hatsangana eo anivon’ny fitsarana tampony handinika ny dosien’ny tsirairay koa raha ho an’izay tara amin’io dia tsy maintsy miandry ny CFM indray», hoy ny filohan’ny Les AS. Manao antso avo amin’ny ankolafy Zafy sy Ratsiraka koa ny tenany mba hiditra ao anatin’ny andrimpanjakana ankoatra ny fiangaviany ny fijanonan’ny ankolafy Ravalomanana ao anatin’ny tetezamita. «Mbola afaka miady ianareo amin’izany resaka amnistia izany. Tsy aleonareo ve mandray anjara amin’ny tetezamita ka raha maro an’isa ianareo mpomba an-dRavalomanana lany depiote eo dia mahazo famotsoran-keloka ho azy izy», araka ny hevitr’i Voninahitsy Jean Eugène ihany.

Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT