- Alakamisy 08 Martsa 2012
Politique.Iraky ny OIF Nihaona tamin’ireo vondrona nanao sonia tondrozotra
Nihaona tamin’ireo iraky ny OIF tetsy amin’ny Carlton ireo vondrona nanao sonia ny sori-dalana omaly.
Hamaky ny tohinyNihaona tamin’ireo iraky ny OIF tetsy amin’ny Carlton ireo vondrona nanao sonia ny sori-dalana omaly.
Hamaky ny tohinyNiavaka omaly tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka ny fahatongavan’ny mpitolona avy any Antsirabe sady solontenan’ireo vahoaka niambina ny fianakavian’i Tojo Ravalomanana tany Manjakatompo.
Hamaky ny tohinyNy CEMGAM, ny jeneraly Ndriarijaona André no tazana nivezivezy tetsy sy teroa nikaroka ny vahaolana tamin’ny fitakian’ny manamboninahitra lefitra, amin’ny hanafoanana ilay tataon-ketra amin’ny tambin-karaman’izy ireo.
Hamaky ny tohinyIzahay tantsaha no nofantsihana tamin’ireny vary nolazaina fa ho 500 ariary ireny ny kilao fony teny an-kianjan’ny 13 mey.
Hamaky ny tohinyMiditra amin’ny andro fahatelo amin’ity anio ity ny hetsik’ireo manamboninahitra lefitra, mitaky ny hanafoanana ny tataon-ketra alaina amin’ny tambin-karaman’izy ireo.
Hamaky ny tohinyMikatso ny raharaham-pirenena ankehitriny. Samy manana ny fahitany izany ny rehetra. Anisan’ireny ny Dr Rakotomalala Hary izay manaraka akaiky ny raharaham-pirenena amin’ny maha olom-pirenena feno azy. Nisy ny resaka nifanaovanay taminy.
Hamaky ny tohiny