- Alatsinainy 12 Martsa 2012
Politique.FOKOTIM Fahavalo izay misakana ny fodian-dRavalo
Saro-piaro amin’ny fampiharana ny tondrozotra, indrindra ny andininy faha-16, 17, ary faha-20 ny FOKOTIM, na ireo mpikambana ao amin’ny Tiako i Madagasikara eny anivon’ny Fokontany, indrindra ny eto Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohiny