Politique

Ratsimbazafy Joseph Michel Tsy manam-bola hanefana ny fitakian’ny mpampianatra ny fanjakana


  • Talata 08 Mey 2012

Rariny ny fitakiana ataon’ny mpampianatra ankehitriny, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita (Leader Fanilo) Ratsimbazafy Joseph Michel

 Tena ambany loatra mihitsy ny tambin-karaman’ireo mpampianatra ireo raha mihoatra amin’ireo mpiasam-panjakana hafa rehetra eto Madagasikara. Ny firenena koa amin’izao fotoana izao, dia mbola ao anaty krizy ary manampy trotraka izany ny tsy fananan’ny fanjakana vola hanefana manontolo ny fitakian’izy ireo, hoy ity olom-boatendry avy amin’ny UDRC ity. Nanambara ny CT Joseph Michel fa tsara kokoa ny hisian’ny filaminana amin’izao isika mbola ao anatin’ny fanatanterahana ny tondrozotra izao. Mikasika ity resaka farany ity, dia nanamafy ny lehilahy fa tokony hisy ny fifidianana hotanterahina amin’ity taona ity ary ny fifidianana miainga avy any ifotony no hatao mialoha fa tsy ny fifidianana izay ho filoham-pirenena.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT