Politique

Andry Rajoelina Hiala an-tanindrazana anio


  • Alarobia 16 Mey 2012

Hiala an-tanindrazana anio alarobia 16 mey hihazo an’i New-York (Etazonia) i Andry Rajoelina.

 Araka ny fampitam-baovaon’ny fiadidiana ny tetezamita dia handray anjara amin’ny dinikasa iarahana amin’ny Sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana, Ban-ki Moon, sy ny departemanta politikan’io sehatra io no anton-diany any. Dinikasa tafiditra indrindra amin’ny famahana ny krizy ary koa ho fanomanana ny fifidianana hatao atsy ho atsy eto Madagasikara. Ao anatin’ny vanim-potoana mampafampana ny toe-draharaha politika sy sosialy eto amin’ny firenena no misy izao fivoahana izao, ka miteraka adihevitra. Ny tena tompon’andraikitra na koa raiamandreny mantsy dia mandray an-tanana ny fandaminana ny savorovoro ao anatin’ny fireneny fa tsy miala ilany na hanilika andraikitra.

Nangonin’i Jean

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT