Politique

Lapa Maitso Anosikely Hifanazava ny governemanta sy ny CST


  • Zoma 18 Mey 2012

Fantatra araka ny andininy faha-103 ao amin’ny lalàmpanorenena fa misy indray mandeha isaky ny 15 andro farafahakeliny ny fametraham-panontaniana mivantana tontosain’ireo parlemantera amin’ny mpikambana amin’ny governemanta.

 Ho an’ireo mpikambana ao amin’ny Filankevitra Ambonin’ny Tetezamita ary, araka ny voafaritra ao anatin’ny fandaharam-potoanany mandritra ity volana mey ity, dia ho tanterahina in-telo mihatoana izany fihaonana izany, ka anio 18 mey ny andiany voalohany izay hifantoka amin’ny resaka sosialy sy koltoraly ary ny fiarovam-pirenena sy ny fiarovana anatiny. Ny 21 mey kosa ny andiany faharoa hikasika ny toe-karena sy ny indostria, ny varotra, ary hamarana izany ny 31 mey ny mikasika ny teti-bola sy ny politikam-panjakana amin’ny ankapobeny.

RABE

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT