- Alarobia 16 Mey 2012
Politique.Toamasina Mpianatra 06 nosamborina, maro ireo nodarohana
Nitohy omaly talata 15 mey ny fidinana an-dalambe nataon’ireo mpianatra tao Toamasina.
Hamaky ny tohinyNitohy omaly talata 15 mey ny fidinana an-dalambe nataon’ireo mpianatra tao Toamasina.
Hamaky ny tohinyFahombiazana ! Izay no nandraisan’ireo mpitarika ao amin’ny Magro Behoririka ny hetsika nataon’izy ireo ny sabotsy 12 mey teo, saika hanaovan’ny Parlemantera avy amin’ny ankolafy Ravalomanana tatitra tamin’ny vahoakan’Antananarivo tao amin’ny Kianjan’ny demokrasia Ambohijatovo.
Hamaky ny tohinyMiantso ireo fikambanana iraisam-pirenena tahaka ny Vondrona Afrikanina sy ny Vondrona Eoropeanina mba hanohana ny fanatanterahana ny tondrozotra ny SADC, tamin’ny alalan’ny taratasy ofisialy ny 11 mey lasa teo.
Hamaky ny tohiny“Valio ny fangatahan’ny mpampianatray fa te-hianatra izahay ! Aza ampijaliana ny taranaka Malagasy fa mijaly ny ray aman-dreninay”.
Hamaky ny tohinyTao anatin’izay governemanta nifandimby tamin’ity fitondrana tetezamita ity izay nandritra ny telo taona ngarangidina dia io governemantan’ny fampiraisam-pirenena tarihan’ny Praministra Omer Beriziky io no tsy nahomby indrindra, hoy ny filoha nasionalin’ny TAMAMI, Samihary Floriot raha tafaresaka fohy tamin’ny mpanao gazety teny Tsimbazaza izy omaly.
Hamaky ny tohinyTratra ny tanjona ho an’izy telo mianadahy tompon-kevitra tamin’ny fananganana ny vondron’ny mpanohitra na dia nisy aza ny tsy fifankahazoan-kevitra tamin’ny mpitarika sasany sy ny vahoaka tonga teny amin’ny 13 mey.
Hamaky ny tohiny