Mihazakazaka ny toe-draharaha politika eto amin地y firenena indrindra taoarian地y trangan-javatra niseho tetsy Ambohijatovo tamin地y sabotsy teo ka mbola nampiasan地y tafika mikamban地y Emmo-Reg indray baomba lakrim�zena tamin段reo olona tonga haneho hevitra am-pilaminana.
Anisan’ireo niakatr’afo ny miaramila manamboninahitra sy manamboninahitra lefitra maro ka efa nisy ny nanao fanambarana an-gazety sy tamin’ny haino aman-jery ho fanoherana ny fampiasan-kery amin’ny olona tsy mitondra afa-tsy tanam-polo. Omaly tatala dia nitombo hatrany izany fanambarana samihafa ataona andiana miaramila izany, anisan’izany izay nataon’ity manamboninahitra lefitra ao amin’ny tafika iray ity tamin’ny mpanao gazety teto an-drenivohitra. Aminy dia manaitra ny hambom-po maha-miaramila ny zava-misy ankehitriny, ka manaitra ny «sous-officier» namany izay mahatsapa-tena fa tia ny firenena izy fa tsy takonana vola fotsiny ihany io. Izay no hiantsoana antsika “sous-officier” Mba sokafy ny saintsika, fo amam-panahy, ny maha-olona antsika, mba mijoroa amin’izay, mba hitodiho amin’izay io hevitry ny karamain’ny olona io
Manohy
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.