Politique

CT Rasoamalala Odette Brenda ”Miomŕna fa ho avy i Dada !”


  • Alatsinainy 11 Jona 2012

Amin’izao toe-draharaha mafampana eto amin’ny firenena izao dia mahafaly ahy, ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana avy any Ambatondrazaka, ny mampita vaovao amintsika mianakavy, indrindra isika aty amin’ny Faritra Alaotra Mangoro, hoy ny CT Rasoamalala Odette Brenda.

 Tonga eo amin’ny kihon-dalana tsy azo ihodivirana isika izao ry Malagasy mpiray tanindrazana satria efa ela no niandrasantsika ny filoha Marc Ravalomanana ka ho avy izy tsy ho ela intsony izany, hoy hatrany izy. Miomana àry isika aty amin’ny Faritra Alaotra Mangoro amin’ny fitsenana izany andrezina lehibe izany. Be ireo mpanatsatso, ny mpanenjika, ny mpamingavinga fa hoe tsy misy dadanareo ho avy izany eo. Tadidio anefa fa ny mpanenjika dia tsy ao aloha fa aoriana, hoy ity CT ity.

Tsy misy fitoniana eto raha tsy ny filoha Marc Ravalomanana no tonga ary izy ihany no hampandroso an’ity Nosy malalantsika ity. Ka aza matahotra, minoa fotsiny ihany fa ho avy i Dada. Mikasika ny resaka TIKO any Antsirabe izay mitady hozongozonin-dry zareo mpitondra ankehitriny dia tsy manaiky an’io isika fa hitsangana hatramin’ny farany, hoy izy. Ohatra nomeny ny hetsiky ny mponina tao Vohidiala sy Ambatondrazaka tamin’ny fiarovana ny orinasa Fanampy Rice Mill tao Vohidiala, ka nampihemotra ireo saika handrava ity orinasa naorin’ny filoha Marc Ravalomanana ity hanangonana ny vokatry ny tantsaha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT