• Alarobia 18 Jolay 2012
Politique.Mektoub el Camille “Andry Rajoelina no olan’ny firenena”

Nohamafisin’i Mektoub el Camille tao an-kianjan’i Behoririka omaly fa i Andry Rajoelina no olan’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2012
Politique.Port Toamasina Gaboraraka ny fiambenana

Nafenina mafy ny fahaverezan’ireo menaka “mavesatra” tao an-dranomasina ao amin’ny seranantsambon’i Toamasina (SPAT), ny alahady 08 jolay 2012 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2012
Politique.Fivoahana amin’ny krizy malagasy Noresahina tao amin’ny Quai d’Orsay

Noresahina tao amin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny frantsay ny raharaha Madagasikara. Ny krizy sy ny hivoahana amin’izany, no marimarina kokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2012
Politique.Radanoara Julien Ailika Rajoelina sy Ravalomanana

Amin’ny maha manampahaizana manokana azy momba ny fifandraisana iraisam-pirenena dia manana ny fomba fijeriny ilay fihaonana eo amin’ny filohan’ny tetezamita sy ny filoha teo aloha, Atoa Radanoara Julien.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2012
Politique.Tetiandrom-pifidianana Teren-ko masaka

Mifaninana ny SADC sy ny CENIT. Raha nanome fe-potoana hatramin’ny 31 jolay 2012 hahavitan’ny fihaonana eo amin’i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina sy ny mba hahitan’ny roa tonta marimaritra iraisana ny SADC dia mba nilaza koa ny CENIT omaly fa hamoaka tetiandrom-pifidianana amin’ny 01 aogositra 2012.

Hamaky ny tohiny
FTT