Politique

Vondron地y mpanohitra Manohitra amin地y heriny rehetra ny tsy rariny ataon地y FAT


  • Zoma 27 Jolay 2012

Manohitra amin地y heriny rehetra ny tsy rariny ataon地y FAT ny 擢ront des opposants pour la lib駻ation de Madagascar�, ahitana an段 Lalatiana Ravololomanana sy ireo mpiara-dia aminy.

 Manaporofo izany araka ny fantatra ny faneken’ity vondron’ny mpanohitra iray ity hihaona mivantana tamin’ireo sendika eo anivon’ny “Cellule de crise” toy ireo dokotera sy mpitsabo mpanampy, ny mpampianatra... Araka ny nambaran’ireto farany tamin’ity vondron’ny mpanohitra iray ity dia mila mpanao politika izy ireo satria tapi-dalan-kaleha tanteraka nefa tsy afa-miverina intsony. Nambaran’i Lalatiana Ravololomanana tamin’izany àry fa “efa hatramin’ny ela ny tenany sy ireo mpiara-dia aminy no te hanampy ireto sendika ireto noho ny fitakiana ara-drariny izay ataony”.

Tsy nanaiky anefa ireo sendika ireo teny am-piandohana satria nihevitra ny mpanao politika ho maloto. Mbola nohamafisin’i Lalatiana Ravololomanana ihany ary fa politika avokoa ny zavatra rehetra saingy ny fanaovana azy no mampaloto na mampadio azy. Mbola antso ihany, araka izany, no ataon’ity vondron’ny mpanohitra ity ny mba hamondronan’ny mpanohitra rehetra ny heriny hahafahana miady amin’izao gaboraraka manjaka eto amin’ny firenena izao. Ny tanjona, hoy ihany izy dia ny hanairana ny Malagasy mba hitsangana fa tsy hanaiky hoviraviraina tahaka izao intsony ary tsy hanohana tsangan’olona na hiady ho lohany fa hanova toe-tsaina sy hanao politika hanova ny firenena amin’ny alalan’ny hevitra iombonana.

 

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovテ�na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT