• Alakamisy 16 Aogositra 2012
Politique.Maputo Nitondra mersenera Rajoelina

Samy efa any Maputo renivohitr'i Mozambika mba hanatrika ny fivoriana ara-potoan'ny SADC ny filohan'ny tetezamita Andry Rajoelina sy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aogositra 2012
Politique.Roland Ravatomanga “Miasa izahay !”

Voaasa manokana hiatrika ny fivorian’ireo filoham-panjakana eo anivon’ny SADC manomboka anio ny filoha Marc Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aogositra 2012
Politique.Zanak’i Dada Fantatra amin’ny sabotsy ny hoavin’ny tolona

«Mpisandoka fahefana i Andry Rajoelina raha milaza fa tsy avelany hiverina eto Madagasikara i Marc Ravalomanana. Tsy anjaran’i Andry Rajoelina no miteny an’izany fa an’ny vahoaka. Ny vahoaka anefa tsy mbola nilaza ny heviny amin’ny alalan’ny fifidianana», hoy ny mpikambana eo anivon’ny Kongresy, Randrimamiarizafy Ignace.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aogositra 2012
Politique.Komity mpanaramaso ny fampiharana ny tondrozotra Tsy te handray fanapahan-kevitra samy irery

Noraisin’ny Filohan’ny Filankevitra Ambonin’ny Tetezamita, ny Jeneraly Rasolosoa Dolin nihaona taminy tao amin’ny lapan’Anosikely omaly ireo mpikambana ao amin’ny Komity mpanaramaso ny fampiharana ny tondrozotra izay notarihin’ny Dr Rasolondraibe Péri.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aogositra 2012
Politique.Filatsahan-kofidian-dRavalomanana Nohamafisin’ny VAMI tamin’i Fransman

Anisan’ireo nihaona tamin’i Marius Fransman, minisitra lefitra afrikanina tatsimo misahana ny fiaraha-miasa sy ny fifandraisana iraisam-pirenena ny Vahoaka Miray na VAMI, tarihin-dRakotomalala Rija, filohany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aogositra 2012
Politique.Ralaiseheno Guy Maxime “Tsy miaramila no hanapaka ny hoavin’i Madagasikara”

«Miverina eo anivon’ny fitondrana ny ankolafy Ravalomanana rehefa ampiharina araka ny tokony ho izy ny sori-dalana, ka tsoahy eo ireo minisitra raha sahy ianareo», hoy Ralaiseheno Guy Maxime tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT